|
|
|
|

Teny iditra1  ampamatoran-janak' omby
Singan-teny  2 famatorana, 3 zanaka, 4 omby
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny. [1.1]
Voambolana  7  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12